-
1 Samoela 24:17Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
17 Hoy izy tamin’i Davida: “Marina kokoa noho izaho ianao, satria nanisy soa ahy ianao nefa ratsy no navaliko anao.+
-
-
1 Samoela 24:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Fantatro izao fa tsy maintsy ho lasa mpanjaka ianao,+ ary haharitra eo an-tananao ny fanjakan’ny Israely.
-