1 Samoela 19:18 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Nitsoaka nandositra i Davida ka tonga tany amin’i Samoela tao Rama.+ Ary notantarainy tamin’i Samoela daholo ny zavatra nataon’i Saoly taminy. Dia lasa izy sy Samoela ka nipetraka tao Naiota.+
18 Nitsoaka nandositra i Davida ka tonga tany amin’i Samoela tao Rama.+ Ary notantarainy tamin’i Samoela daholo ny zavatra nataon’i Saoly taminy. Dia lasa izy sy Samoela ka nipetraka tao Naiota.+