-
1 Samoela 16:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Dia nataon’i Samoela izay nolazain’i Jehovah. Rehefa tonga tany Betlehema+ izy, dia nihorohoro ny anti-panahy tao an-tanàna rehefa nihaona taminy, ka niteny hoe: “Fihavanana ve no ahatongavanao?”
-