-
1 Samoela 20:13, 14Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Raha mitady hanisy ratsy anao kosa i Dada, dia hofaizin’i Jehovah anie aho,* raha tsy mampahafantatra an’izany anao sy mandefa anao soa aman-tsara. Hanampy anao anie i Jehovah,+ toy ny nataony tamin’i Dada!+ 14 Enga anie ianao ho tia ahy foana sy tsy hivadika amiko, hoatran’ny ataon’i Jehovah, raha mbola velona koa aho ary na dia rehefa maty aza.+
-