-
1 Samoela 20:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia hoy i Davida tamin’i Jonatana: “Tsinam-bolana+ rahampitso dia tokony hiara-misakafo amin’ny mpanjaka aho. Fa izao: Avelao aho handeha, dia hiafina any an-tsaha hatramin’ny rahafakampitso hariva.
-