-
1 Samoela 19:6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
6 Nihaino an’i Jonatana i Saoly ka nianiana hoe: “Raha mbola velona koa i Jehovah, dia tsy hovonoina ho faty izy.”
-
-
1 Samoela 19:10Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
10 Notorahan’i Saoly tamin’ny lefona izy, ary saika hataony mifantsika amin’ny rindrina. Nahay niala anefa i Davida, ka ny rindrina no voany tamin’ny lefona. Dia nandositra i Davida tamin’iny alina iny ka tsy niharan-doza.
-