FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 20:19-22
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Ary vao mainka ho hita be rahafakampitso hoe tsy eo ianao. Tongava eto, eto amin’ity toerana ity, ilay niafenanao tamin’ilay indray mandeha iny,* ary mijanòna eto akaikin’ity vato ity. 20 Handefa zana-tsipìka telo eo akaikin’io aho, ka ho hoatran’ny hoe mikendry zavatra. 21 Ary haniraka mpanompo aho ka hiteny hoe: ‘Mandehana tadiavo ireo zana-tsipìka.’ Raha milaza aminy aho hoe: ‘Jereo fa eny akaikinao eny ny zana-tsipìka, ka alaivo’, dia afaka miverina ianao. Raha mbola velona koa mantsy i Jehovah, dia midika ho fiadanana ho anao izany ary tsy misy atahorana. 22 Fa raha milaza amin’ilay ankizilahy kosa aho hoe: ‘Jereo fa any alohanao any ireo zana-tsipìka’, dia mandehana fa efa nandefa anao i Jehovah.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara