1 Samoela 18:5 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 5 Dia nanomboka nivoaka niady i Davida, ary nandresy* foana izy+ na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy. Nasain’i Saoly niandraikitra an’ireo lehilahy mpiady àry izy.+ Dia nahafaly ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany. 1 Samoela 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nasain’i Saoly niala tao aminy àry i Davida, ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny miaramila tany an’ady*+ i Davida.
5 Dia nanomboka nivoaka niady i Davida, ary nandresy* foana izy+ na taiza na taiza nandefasan’i Saoly azy. Nasain’i Saoly niandraikitra an’ireo lehilahy mpiady àry izy.+ Dia nahafaly ny olona rehetra sy ny mpanompon’i Saoly izany.
13 Nasain’i Saoly niala tao aminy àry i Davida, ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny miaramila tany an’ady*+ i Davida.