FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 24:4
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 4 Dia hoy ny olon’i Davida taminy: “Tonga ity ny andro ilazan’i Jehovah aminao hoe: ‘Atolotro eo an-tananao ny fahavalonao,+ ka ataovy aminy izay hitanao fa mety.’” Dia nitsangana i Davida, ka notapahiny moramora ny morontongotry ny akanjo ivelany* nanaovan’i Saoly.

  • 1 Samoela 24:10
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 10 Ny masonao mihitsy androany no nahita hoe natolotr’i Jehovah teo an-tanako ianao tao an-dava-bato. Nisy nanome hevitra ahy hamono anao,+ nefa niantra anao aho ka niteny hoe: ‘Tsy hikasi-tanana ny tompoko aho, fa voahosotr’i Jehovah izy.’+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara