-
1 Samoela 22:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Ary nankany aminy izay rehetra nanana olana, sy bokan-trosa, ary niharan’ny tsy rariny. Dia lasa lehiben’izy ireo i Davida. Lehilahy 400 teo ho eo no niaraka taminy.
-
-
1 Samoela 25:13Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
13 Avy hatrany dia hoy i Davida tamin’ny olony: “Samia mandray ny sabany!”+ Dia samy nanao ny sabany teo amin’ny fehikibony izy ireo, ary nanao toy izany koa i Davida. Ary lehilahy 400 teo ho eo no niakatra nanaraka an’i Davida, fa ny 200 kosa niandry entana.
-