1 Samoela 25:22 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 22 Hanafay an’izay fahavalon’i Davida* anie Andriamanitra,* raha avelako hisy hiangana na iray aza ny lehilahy* ao amin’ny ankohonany, mandra-paharainan’ny andro!”
22 Hanafay an’izay fahavalon’i Davida* anie Andriamanitra,* raha avelako hisy hiangana na iray aza ny lehilahy* ao amin’ny ankohonany, mandra-paharainan’ny andro!”