1 Samoela 27:3 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 3 Ary nijanona tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy. Niaraka tamin’i Davida ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vady navelan’i Nabala. 2 Samoela 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy i Davida tany Hebrona.+ I Amnona,+ zanany tamin’i Ahinoama+ Jezirelita, no lahimatoany. 1 Tantara 3:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
3 Ary nijanona tany amin’i Akisy tao Gata i Davida sy ny olony, izay samy niaraka tamin’ny ankohonany avy. Niaraka tamin’i Davida ireo vadiny roa, dia i Ahinoama+ Jezirelita sy Abigaila+ Karmelita, ilay vady navelan’i Nabala.
2 Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy i Davida tany Hebrona.+ I Amnona,+ zanany tamin’i Ahinoama+ Jezirelita, no lahimatoany.