4 Dia hoy ny olon’i Davida taminy: “Tonga ity ny andro ilazan’i Jehovah aminao hoe: ‘Atolotro eo an-tananao ny fahavalonao,+ ka ataovy aminy izay hitanao fa mety.’” Dia nitsangana i Davida, ka notapahiny moramora ny morontongotry ny akanjo ivelany nanaovan’i Saoly.