-
1 Samoela 26:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Fa sanatria ahy ny hikasi-tanana ny voahosotr’i Jehovah,+ satria tsy ankasitrahan’i Jehovah izany! Koa alaivo, azafady, ny lefona eo akaikin’ny lohany sy ny jaogy fasiany rano, dia andao handeha.”
-