-
1 Samoela 24:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoy i Davida tamin’i Saoly: “Fa maninona ianao no mihaino ny vavan’ny olona miteny hoe: ‘Mitady hanisy ratsy anao i Davida’?+
-
-
1 Samoela 24:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Ry raiko ô, jereo ange e! Jereo fa ity an-tanako ity ny morontongotr’iny akanjonao iny! Fa tsy namono anao aho tamin’izaho nanapaka ny morontongotr’akanjonao. Hitanao sady azonao izao fa tsy mieritreritra ny hanisy ratsy anao aho+ na hikomy aminao. Tsy nanota taminao aho, na dia manao haza lambo ahy aza ianao mba hamonoana ahy.+
-