Salamo 7:8 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+ Jehovah ô, tsarao araka ny fahamarinakoSy ny tsy fivadihako+ aho. Salamo 18:20 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 20 Mamaly soa ahy i Jehovah satria manao ny marina+ aho;Mamaly soa ahy izy satria tsy manan-tsiny+ aho.*
8 Hamoaka didim-pitsarana hampiharina amin’ireo firenena i Jehovah.+ Jehovah ô, tsarao araka ny fahamarinakoSy ny tsy fivadihako+ aho.
20 Mamaly soa ahy i Jehovah satria manao ny marina+ aho;Mamaly soa ahy izy satria tsy manan-tsiny+ aho.*