- 
	                        
            
            Josoa 17:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
 - 
                            
- 
                                        
11 Ireto avy ny tanàna nomena an’i Manase tao amin’ny faritry ny tanin’i Isakara sy Asera: Beti-sana sy ny tanàna niankina taminy,* Ibleama+ sy ny tanàna niankina taminy, Dora+ sy ny mponina tao aminy ary ny tanàna niankina taminy, En-dora+ sy ny mponina tao aminy ary ny tanàna niankina taminy, Tanàka+ sy ny mponina tao aminy ary ny tanàna niankina taminy, ary Megido sy ny mponina tao aminy ary ny tanàna niankina taminy. An’i Manase ny telo amin’ireo faritra be havoana.
 
 -