Levitikosy 20:27 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 27 “‘Tsy maintsy vonoina ho faty izay lehilahy na vehivavy mpamoha angatra na mpilaza ny hoavy.*+ Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka, ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.’”*
27 “‘Tsy maintsy vonoina ho faty izay lehilahy na vehivavy mpamoha angatra na mpilaza ny hoavy.*+ Hitora-bato azy ho faty ny vahoaka, ary izy ihany no ho tompon’andraikitra amin’ny fahafatesany.’”*