-
1 Samoela 28:8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
8 Mody nanao olon-kafa àry i Saoly ka akanjo hafa no nanaovany. Dia lasa nankany amin’ilay vehivavy izy ny alin’iny, ary nisy lehilahy roa niaraka taminy. Dia hoy i Saoly: “Manaova sikidy, azafady, ka ampiasao ny fahaizanao mamoha angatra,+ dia ampiakaro hanketo amiko izay holazaiko aminao.”
-