3 Nohenoin’i Jehovah àry ny Israely ka nataony resin’izy ireo ny Kananita. Dia naringan’izy ireo ny Kananita sy ny tanànany. Koa nataon’izy ireo hoe Horma*+ ny anaran’ilay toerana.
19Ary natao ny antsapaka faharoa+ ka nahazo anjara i Simeona,+ izany hoe ny fokon’i Simeona, araka ny fianakaviany avy. Tao amin’ny lovan’i Joda ny lovan’izy ireo.+
17 Niaraka tamin’ny fokon’i Joda ny fokon’i Simeona rahalahiny, mba hanafika ny Kananita nipetraka tany Zefata. Dia noravany tanteraka ilay tanàna,+ ka nantsoiny hoe Horma.*+