1 Samoela 14:52 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 52 Nafotaka ny ady tamin’ny Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Dia nalain’i Saoly ho anisan’ny miaramilany+ izay lehilahy hitany hoe matanjaka na mahery fo. 1 Samoela 29:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+
52 Nafotaka ny ady tamin’ny Filistinina, tamin’ny andron’i Saoly.+ Dia nalain’i Saoly ho anisan’ny miaramilany+ izay lehilahy hitany hoe matanjaka na mahery fo.
29 Nangonin’ny Filistinina+ tao Afeka ny miaramilany rehetra, fa ny Israelita kosa nitoby teo akaikin’ilay loharano tao Jezirela.+