1 Samoela 2:21 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 21 Ary nangoraka an’i Hana i Jehovah ka nanan-janaka izy.+ Dia niteraka telo lahy sy roa vavy izy. Ary nihalehibe teo anatrehan’i Jehovah i Samoela kely.+
21 Ary nangoraka an’i Hana i Jehovah ka nanan-janaka izy.+ Dia niteraka telo lahy sy roa vavy izy. Ary nihalehibe teo anatrehan’i Jehovah i Samoela kely.+