-
1 Samoela 17:26Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
26 Dia hoy i Davida tamin’ireo lehilahy nijoro teo akaikiny: “Hatao ahoana tsara hoe izay lehilahy mahafaty an’io Filistinina io, ka mahavita manala an’izao fahafaham-barakan’ny Israely izao? Fa iza koa io Filistinina tsy mifora io no mila ady amin’ny tafik’ilay Andriamanitra velona?”+
-
-
2 Samoela 1:20Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
20 Aza lazaina any Gata+ izany;
Aza ambara eny amin’ny lalan’i Askelona,
Sao hifaly ny zanakavavin’ny Filistinina,
Sao hiravoravo ny zanakavavin’ireo tsy mifora.
-