FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 28:19
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 19 Hataon’i Jehovah resin’ny Filistinina+ koa ianao sy ny Israely, ka ho atỳ amiko ianao sy ireo zanakao lahy+ rahampitso.+ Ary hataon’i Jehovah resin’ny* Filistinina koa ny tafiky ny Israely.”+

  • 1 Tantara 10:6, 7
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 6 Maty àry i Saoly sy ny zanany telo lahy, ary niara-maty daholo izay anisan’ny ankohonany niaraka taminy.+ 7 Tazan’ny vahoakan’Israely rehetra teny amin’ny lohasaha* fa nandositra daholo ny olona, ary maty i Saoly sy ny zanany. Nandao ny tanànany àry izy ireo ka nandositra. Dia tonga ny Filistinina ka nipetraka tao amin’ireny tanàna ireny.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara