-
1 Samoela 27:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary hoy i Davida tamin’i Akisy: “Raha ankasitrahanao aho, dia mba omeo toerana ao amin’ny iray amin’ireo tanàna any ambanivohitra aho hipetrahako. Fa nahoana ny mpanomponao no hipetraka miaraka aminao eto amin’ny tanànan’ny mpanjaka?” 6 Dia nomen’i Akisy azy i Ziklaga+ tamin’izay andro izay. Izany no nahatonga an’i Ziklaga ho fananan’ny mpanjakan’ny Joda hatramin’izao.
-