2 Samoela 1:6 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 6 Dia hoy ilay tovolahy: “Sendra teo amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ aho, no nahita an’i Saoly nitehina tamin’ny lefony. Ary nihananatona azy ny mpitondra kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly.+ 2 Samoela 1:10 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 10 Dia nanatona aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny satroboninahitra* teny amin’ny lohany sy ny brasele teny amin’ny sandriny, dia nentiko atỳ amin’ny tompoko.”
6 Dia hoy ilay tovolahy: “Sendra teo amin’ny Tendrombohitra Gilboa+ aho, no nahita an’i Saoly nitehina tamin’ny lefony. Ary nihananatona azy ny mpitondra kalesy sy ny mpitaingin-tsoavaly.+
10 Dia nanatona aho ka namono azy ho faty,+ satria fantatro fa tsy ho velona intsony izy noho ny ratra nahazo azy. Dia nalaiko ny satroboninahitra* teny amin’ny lohany sy ny brasele teny amin’ny sandriny, dia nentiko atỳ amin’ny tompoko.”