2 Samoela 9:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nipetraka tany Jerosalema i Mefiboseta, satria teo amin’ny latabatry ny mpanjaka+ foana izy no nisakafo.+ Ary nalemy ny tongony roa. 1 Tantara 8:34 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 34 Ny zanakalahin’i Jonatana dia i Meri-bala,*+ ary i Meri-bala niteraka an’i Mika.+
13 Nipetraka tany Jerosalema i Mefiboseta, satria teo amin’ny latabatry ny mpanjaka+ foana izy no nisakafo.+ Ary nalemy ny tongony roa.