-
2 Samoela 1:2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
2 Tamin’ny andro fahatelo, dia nisy lehilahy iray tonga avy any amin’ny tobin’ny tafik’i Saoly. Rovidrovitra ny akanjony, ary nihosim-bovoka ny lohany. Rehefa nankeo amin’i Davida izy, dia nandohalika tamin’ny tany ary niankohoka.
-
-
2 Samoela 1:4Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
4 Ary hoy i Davida: “Nanao ahoana ny tany? Mba tantarao kely amiko!” Dia hoy izy: “Nandositra ny olona rehefa raikitra ny ady, ary be dia be no lavo ka maty. Na i Saoly sy Jonatana zanany aza maty.”+
-