2Taorian’izay, dia nanontany an’i Jehovah+ i Davida hoe: “Hiakatra ho any amin’ny tanàna iray any Joda ve aho?” Dia hoy i Jehovah: “Miakara.” Ary nanontany i Davida hoe: “Aiza aho no handeha?” Dia hoy izy: “Any Hebrona.”+
23 Izao ny isan’ny miaramila nitondra fitaovam-piadiana sady vonona handeha hiady, ka tonga tany amin’i Davida tao Hebrona+ mba hamindra ny fanjakan’i Saoly amin’i Davida, araka ny didin’i Jehovah.+