1 Samoela 18:13 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 13 Nasain’i Saoly niala tao aminy àry i Davida, ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny miaramila tany an’ady*+ i Davida. 1 Samoela 25:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 28 Avelao re ny heloky ny mpanompovavinao e! Fa tsy maintsy hataon’i Jehovah izay hampaharitra ny taranaky+ ny tompoko, satria miady ny adin’i Jehovah+ ny tompoko. Ary tsy nanao ratsy mihitsy ianao nandritra ny andro rehetra niainanao.+
13 Nasain’i Saoly niala tao aminy àry i Davida, ka notendreny ho lehiben’ny arivo. Ary nitarika ny miaramila tany an’ady*+ i Davida.
28 Avelao re ny heloky ny mpanompovavinao e! Fa tsy maintsy hataon’i Jehovah izay hampaharitra ny taranaky+ ny tompoko, satria miady ny adin’i Jehovah+ ny tompoko. Ary tsy nanao ratsy mihitsy ianao nandritra ny andro rehetra niainanao.+