-
1 Mpanjaka 10:9Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
9 Hoderaina anie i Jehovah Andriamanitrao+ izay mankasitraka anao, ka nametraka anao eo amin’ny seza fiandrianan’ny Israely! Tian’i Jehovah mandrakizay mantsy ny Israely, ka notendreny ho mpanjaka ianao mba hanao ny rariny sy ny hitsiny.”
-
-
2 Tantara 2:11Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
11 Dia nandefa taratasy ho an’i Solomona i Hirama mpanjakan’i Tyro hoe: “Tian’i Jehovah ny vahoakany, dia izany no nahatonga azy hanendry anao ho mpanjakan’izy ireo.”
-