FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Tantara 13:12-14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 12 Natahotra an’ilay tena Andriamanitra àry i Davida tamin’iny andro iny, ka nilaza hoe: “Dia hataoko ahoana izany ny hitondra ny Vata masin’Andriamanitra ho any amiko?”+ 13 Tsy nentin’i Davida tany aminy, tany amin’ny Tanànan’i Davida, indray àry ilay Vata, fa nasainy nentina nankany an-tranon’i Obeda-edoma Gatita. 14 Nijanona telo volana tao an-tranon’ny ankohonan’i Obeda-edoma ny Vata masin’ilay tena Andriamanitra. Dia notahin’i Jehovah foana ny ankohonan’i Obeda-edoma sy izay rehetra nananany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara