-
1 Tantara 15:27, 28Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 Nanao akanjo tsy misy tanany vita tamin’ny lamba tena tsara i Davida sy ny Levita rehetra nilanja ny Vata, sy ny mpihira, ary Kenania lehiben’ny mpihira mpilanja an’ilay Vata. Nanao efoda vita tamin’ny kofehy rongony koa i Davida.+ 28 Dia nampiakatra ny Vata misy ny fifanekena nataon’i Jehovah ny Israelita rehetra, ka faly sy nihorakoraka be+ sady nitsoka anjombona sy trompetra+ ary nampaneno kipantsona. Notendren’izy ireo mafy be koa ny zavamaneno fitendry sy ny harpa.+
-