2 Samoela 12:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 12 Nirahin’i Jehovah ho any amin’i Davida àry i Natana.+ Dia tonga tany aminy izy,+ ka niteny hoe: “Nisy lehilahy roa tao amin’ny tanàna iray, ka ny iray nanan-karena, ary ny iray nahantra. 1 Tantara 29:29 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Samoela mpahita sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.
12 Nirahin’i Jehovah ho any amin’i Davida àry i Natana.+ Dia tonga tany aminy izy,+ ka niteny hoe: “Nisy lehilahy roa tao amin’ny tanàna iray, ka ny iray nanan-karena, ary ny iray nahantra.
29 Ary ny tantaran’i Davida Mpanjaka, hatramin’ny voalohany ka hatramin’ny farany, dia voasoratra ao amin’ny asa soratr’i Samoela mpahita sy Natana+ mpaminany ary Gada+ mpahita fahitana.