1 Tantara 29:11 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra. Salamo 72:19 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 19 Hoderaina mandrakizay anie ny anarany be voninahitra,+Ary enga anie ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+ Amena! Amena! Matio 6:9 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao Jaona 12:28 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
11 Anao Jehovah ô, ny fahalehibeazana+ sy ny hery+ sy ny hatsarana ary ny haja amam-boninahitra,+ fa anao ny zava-drehetra any an-danitra sy etỳ an-tany.+ Anao ny fanjakana, Jehovah ô,+ ary ianao Ilay misandratra ho ambonin’ny zava-drehetra.
19 Hoderaina mandrakizay anie ny anarany be voninahitra,+Ary enga anie ny voninahiny hameno ny tany manontolo!+ Amena! Amena!