-
1 Tantara 18:5, 6Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Dia tonga nanampy an’i Hadadezera mpanjakan’i Zoba ny Syrianina avy any Damaskosy, kanjo 22 000 tamin’izy ireo no matin’i Davida.+ 6 Nasian’i Davida toby miaramila àry tany Damaskosy, any Syria. Dia lasa mpanompony ny Syrianina, ka nandoa hetra taminy. Nataon’i Jehovah nandresy* i Davida, na taiza na taiza nalehany.+
-