-
1 Tantara 18:7, 8Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Nalain’i Davida koa ny ampinga volamena boribory teny amin’ireo mpanompon’i Hadadezera, ka nentiny tany Jerosalema. 8 Ary naka varahina be dia be avy tany Tibata sy Kona, tanànan’i Hadadezera, i Davida. Ireny no nanamboaran’i Solomona an’ilay Ranomasina varahina,+ sy ny andry, ary ny fanaka varahina.+
-