-
1 Samoela 22:1, 2Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
22 Niala tao àry i Davida,+ ka nandositra nankany amin’ilay lava-bato ao Adolama.+ Rehefa naheno an’izany ny rahalahiny sy ny ankohonan-drainy manontolo, dia nidina nankany aminy. 2 Ary nankany aminy izay rehetra nanana olana, sy bokan-trosa, ary niharan’ny tsy rariny. Dia lasa lehiben’izy ireo i Davida. Lehilahy 400 teo ho eo no niaraka taminy.
-