-
Levitikosy 15:16Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
16 “‘Ary raha misy tsirinaina mivoaka amin’ny lehilahy, dia tokony hanasa ny vatany manontolo amin’ny rano izy. Haloto mandra-paharivan’ny andro izy.+
-
-
1 Samoela 21:5Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
5 Ary hoy i Davida tamin’ilay mpisorona: “Tsy nikasi-behivavy mihitsy izahay hoatran’ny efa fanaonay teo aloha rehefa nivoaka hiady.+ Efa masina ireo tovolahy ireo na dia asa tsotsotra aza no anirahana azy. Koa tsy vao mainka tokony ho masina ve ry zareo androany?”
-