FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Mpitsara 9:50-53
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 50 Dia nankany Tebeza i Abimeleka, ary nitoby nanodidina azy. Dia niady tamin’i Tebeza izy ka naharesy azy. 51 Nandositra tao amin’ny tilikambo mafy teo afovoan-tanàna anefa ny lehilahy sy ny vehivavy ary ny mpitarika rehetra tao an-tanàna. Dia nihidy tao amin’ilay tilikambo ry zareo, ary niakatra tany an-tampony. 52 Ary nandeha nanafika an’ilay tilikambo i Abimeleka. Dia nankeo amin’ny fidirana amin’ilay tilikambo izy mba handoro azy io. 53 Fa nisy vehivavy anankiray nandatsaka vato fikosoham-bary teo amin’ny lohan’i Abimeleka, ka vaky ny karandohany.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara