FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 1 Samoela 13:13, 14
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 13 Dia hoy i Samoela taminy: “Tena nanao hadalana mihitsy ianao. Tsy nankatoavinao ny didy nomen’i Jehovah Andriamanitrao anao.+ Raha nankatò anefa ianao, dia ho nataon’i Jehovah mafy orina mandrakizay teo amin’ny Israely ny fanjakanao. 14 Tsy haharitra anefa izao ny fanjakanao.+ Hifidy lehilahy sitraky ny fony+ i Jehovah, ary hotendren’i Jehovah ho mpitarika ny vahoakany izy,+ satria ianao tsy nankatò an’izay nandidian’i Jehovah anao.”+

  • 1 Samoela 15:26
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 26 Hoy anefa i Samoela taminy: “Izaho tsy hiverina hiaraka aminao, fa efa tsy niraharaha ny tenin’i Jehovah ianao, ka tsy eken’i Jehovah ho mpanjakan’ny Israely intsony.”+

  • 1 Samoela 15:28
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 28 Dia hoy i Samoela: “Efa norovitin’i Jehovah hiala aminao ny fanjakan’ny Israely androany, ka homeny ho an’olona tsara kokoa noho ianao.+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara