2 Samoela 9:7 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 7 Hoy i Davida: “Aza matahotra, fa ho tia anao sy tsy hivadika+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao. Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i Saoly dadabenao, ary hisakafo* eo amin’ny latabatro foana ianao.”+ 2 Samoela 10:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Dia hoy i Davida: “Ho tsara fanahy amin’i Hanona zanak’i Nahasy* aho, satria tsara fanahy* tamiko ny rainy.” Nirahin’i Davida àry ny mpanompony mba hampionona azy noho ny nahafatesan-drainy. Rehefa tonga tany amin’ny tanin’ny Amonita anefa ny mpanompon’i Davida,
7 Hoy i Davida: “Aza matahotra, fa ho tia anao sy tsy hivadika+ aminao tokoa aho, noho ny amin’i Jonatana rainao. Dia haveriko aminao daholo ny tanin’i Saoly dadabenao, ary hisakafo* eo amin’ny latabatro foana ianao.”+
2 Dia hoy i Davida: “Ho tsara fanahy amin’i Hanona zanak’i Nahasy* aho, satria tsara fanahy* tamiko ny rainy.” Nirahin’i Davida àry ny mpanompony mba hampionona azy noho ny nahafatesan-drainy. Rehefa tonga tany amin’ny tanin’ny Amonita anefa ny mpanompon’i Davida,