FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • Eksodosy 21:24
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 24 maso ho solon’ny maso, nify ho solon’ny nify, tanana ho solon’ny tanana, tongotra ho solon’ny tongotra,+

  • Joba 31:9-11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    •  9 Raha voasarika ho amin’ny vehivavy hafa ny foko,+

      Ka mamitsaka miandry+ eo am-baravaran’ny namako aho,

      10 Dia aoka ny vadiko hanodina vato fikosoham-bary ho an’ny lehilahy hafa,

      Ary aoka hisy lehilahy hafa hanao firaisana aminy.*+

      11 Fa fitondran-tena mahamenatra izany,

      Ary fahadisoana tokony hahazoana sazy avy amin’ny mpitsara.+

  • Joba 34:11
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 11 Fa hovaliany araka izay ataony ny olona,+

      Ary havelany hizaka ny vokatry ny fitondran-tenany.

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2025)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara