-
Joba 30:23Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
23 Fa fantatro fa hoentinao midina any amin’ny fahafatesana aho,
Dia any amin’ny trano hihaonan’ny velona rehetra.
-
-
Asan’ny Apostoly 2:29Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
29 “Ry rahalahy, mamelà ahy hiresaka amim-pahatsorana aminareo momba an’i Davida loham-pianakaviantsika, izay efa maty sady efa nalevina,+ ary eto amintsika ny fasany hatramin’izao.
-
-
Asan’ny Apostoly 2:34Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
34 Fa tsy niakatra tany an-danitra i Davida, fa izy aza nilaza hoe: ‘Hoy i Jehovah* tamin’ny Tompoko: “Mipetraha eto ankavanako
-