2 Samoela 3:2 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy i Davida tany Hebrona.+ I Amnona,+ zanany tamin’i Ahinoama+ Jezirelita, no lahimatoany.
2 Nandritra izany fotoana izany, dia niteraka zazalahy i Davida tany Hebrona.+ I Amnona,+ zanany tamin’i Ahinoama+ Jezirelita, no lahimatoany.