-
Jaona 11:54Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
54 Tsy nisehoseho teo amin’ny Jiosy intsony àry i Jesosy rehefa nandeha. Niala teo kosa izy dia nankany amin’ny faritra akaikin’ny tany efitra, tao amin’ny tanàna atao hoe Efraima.+ Ary nijanona tao niaraka tamin’ny mpianany izy.
-