-
Nomery 35:19Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
19 “‘Ny mpamaly ra no hamono ho faty an’ilay mpamono olona. Izy no hamono azy ho faty rehefa mahita azy.
-
-
Nomery 35:27Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
27 ary hitan’ny mpamaly ra any ivelan’ny faritr’ilay tanàna izy ka vonoiny, dia tsy ho meloka ho nandatsa-dra ilay mpamaly ra.
-