-
2 Samoela 14:7Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
-
-
7 Lasa manohitra ny mpanomponao izao ny fianakaviana manontolo. Nilaza ry zareo hoe: ‘Atolory anay ilay namely ny rahalahiny mba hovonoinay ho faty,+ noho izy nandatsaka ny ain’ny rahalahiny. Tsy maninona na tsy misy mpandova intsony aza!’ Tadiavin-dry zareo hovonoina ilay vainafo sisa mba ananako!* Dia ho very anarana ny vadiko sady tsy hanan-taranaka* intsony etỳ ambonin’ny tany.”
-