1 Mpanjaka 2:36, 37 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 2 Tantara 30:14 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 14 Dia nesoriny ny alitara tany Jerosalema.+ Nesoriny koa ny alitara rehetra fandoroana emboka manitra,+ ka nariany tany amin’ny Lohasahan’i Kidrona. Jaona 18:1 Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao 18 Rehefa avy nilaza an’izany i Jesosy, dia lasa nandeha niampita ny Lohasahan’i Kidrona,*+ niaraka tamin’ny mpianany. Dia nankao amin’ny zaridaina iray tany izy sy ny mpianany.+
14 Dia nesoriny ny alitara tany Jerosalema.+ Nesoriny koa ny alitara rehetra fandoroana emboka manitra,+ ka nariany tany amin’ny Lohasahan’i Kidrona.
18 Rehefa avy nilaza an’izany i Jesosy, dia lasa nandeha niampita ny Lohasahan’i Kidrona,*+ niaraka tamin’ny mpianany. Dia nankao amin’ny zaridaina iray tany izy sy ny mpianany.+