FITEHIRIZAM-BOKIN’NY Vavolombelon'i Jehovah
FITEHIRIZAM-BOKIN’NY
Vavolombelon’i Jehovah
Tenin’ny Tanana Malagasy
  • BAIBOLY
  • ZAVATRA MISY
  • FIVORIANA
  • 2 Samoela 15:36
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 36 Miaraka amin’izy ireo ny zanany roa lahy, dia i Ahimaza+ zanak’i Zadoka sy Jonatana+ zanak’i Abiatara. Dia asaivo ampitain’izy roa lahy atỳ amiko izay rehetra henonareo.”

  • 2 Samoela 17:16
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 16 Maniraha olona haingana àry hiresaka amin’i Davida sy hampitandrina azy hoe: ‘Aza mijanona eny amin’ny toerana fiampitana* any an-tany efitra rahalina, fa miampità sao ho ripaka*+ ny mpanjaka sy ny olona rehetra miaraka aminy.’”

  • 2 Samoela 17:21
    Ny Soratra Masina—Fandikan-tenin’ny Tontolo Vaovao
    • 21 Nivoaka avy tao amin’ilay lavadrano izy roa lahy rehefa lasa izy ireo, ka lasa nampandre an’i Davida Mpanjaka. Hoy izy ireo taminy: “Mandehana haingana miampita ny renirano, fa izao sy izao ny torohevitr’i Ahitofela hamelezana anareo.”+

Fitehirizam-boky ho An’ny Tenin’ny Tanana Malagasy (2000-2026)
Hiala
Hiditra
  • Tenin’ny Tanana Malagasy
  • Hizara
  • Firafitra
  • Copyright © 2025 Watch Tower Bible and Tract Society of Pennsylvania
  • Fifanekena
  • Fifanekena Momba ny Tsiambaratelo
  • Firafitry ny Fifanekena
  • JW.ORG
  • Hiditra
Hizara